plt_tn/2ki/15/13.md

20 lines
681 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tamin'ny fahasivy amby telopolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda
DH: "tamin'ny faha 39 taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"
# Saloma ... Jabesy
Anaran-dehilahy avokoa ireo. Jereo ao amin'ny 15:10 ny fomba nandikanao izany.
# Menahema ... Gady
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# nanjaka iray volana monja tao Samaria izy
Samaria ny tanàna nipetrahany tamin'izy mpanjakan'Israely. DH: "Nipetraka tany Samaria i Saloma ary nanjaka teo amin'Israely nandritra ny iray volana monja izy"
# tonga mpanjaka nandimby ny toerany
Ny andian-teny hoe "andimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "tonga mpanjaka teo amin'ny toeran'i Saloma"