plt_tn/2ki/15/10.md

28 lines
906 B
Markdown

# Saloma ... Jabesy
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# Zakaria
"Zakaria Mpanjaka"
# Ibleama
Anaran-tanàna izany.
# Dia lasa mpanjaka nandimby ny toerany izy
"Dia lasa mpanjaka nandimby ny toeran'i Zakaria i Saloma"
# voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ireo
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky izany ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"
# Izao no tenin'i Yaveh
Nahatanteraka ny tenin'i Yaveh avokoa ireo tranga voalaza ao amin'ny andininy faha 10. DH: "Izay nitranga tamin'i Zakaria araka ny tenin'i Yaveh" na "Nahatanteraka ny tenin'i Yaveh nitranga tamin'i Zakaria"
# Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely hatramin'ny taranaka fahefatra mandimby ny taranakao."
Ny fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia maneho ny maha-panjaka. DH: "Ireo taranakao dia ho mpanjakan'Israely hatrany amin'ny taranaka fahefatra"