# Saloma ... Jabesy Anaran-dehilahy avokoa ireo. # Zakaria "Zakaria Mpanjaka" # Ibleama Anaran-tanĂ na izany. # Dia lasa mpanjaka nandimby ny toerany izy "Dia lasa mpanjaka nandimby ny toeran'i Zakaria i Saloma" # voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ireo Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky izany ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely" # Izao no tenin'i Yaveh Nahatanteraka ny tenin'i Yaveh avokoa ireo tranga voalaza ao amin'ny andininy faha 10. DH: "Izay nitranga tamin'i Zakaria araka ny tenin'i Yaveh" na "Nahatanteraka ny tenin'i Yaveh nitranga tamin'i Zakaria" # Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely hatramin'ny taranaka fahefatra mandimby ny taranakao." Ny fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia maneho ny maha-panjaka. DH: "Ireo taranakao dia ho mpanjakan'Israely hatrany amin'ny taranaka fahefatra"