plt_tn/2ki/15/10.md

906 B

Saloma ... Jabesy

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

Zakaria

"Zakaria Mpanjaka"

Ibleama

Anaran-tanàna izany.

Dia lasa mpanjaka nandimby ny toerany izy

"Dia lasa mpanjaka nandimby ny toeran'i Zakaria i Saloma"

voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ireo

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky izany ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"

Izao no tenin'i Yaveh

Nahatanteraka ny tenin'i Yaveh avokoa ireo tranga voalaza ao amin'ny andininy faha 10. DH: "Izay nitranga tamin'i Zakaria araka ny tenin'i Yaveh" na "Nahatanteraka ny tenin'i Yaveh nitranga tamin'i Zakaria"

Hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely hatramin'ny taranaka fahefatra mandimby ny taranakao."

Ny fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia maneho ny maha-panjaka. DH: "Ireo taranakao dia ho mpanjakan'Israely hatrany amin'ny taranaka fahefatra"