plt_tn/2ki/14/26.md

747 B

izay tena nangidy

Ny hamafin'ny fijaliana dia resahina toy ny hoe tsiro mangidy. DH: "izay tena mafy tokoa"

tsy nisy mpanavotra ny Israely

"tsy nisy olona afaka namojy an'Israely"

hanimba

Ny fandravan'i Yaveh tanteraka ny Israely dia resahina toy ny hoe nofafany tamin'ny fitafiana izy ireo. DH: "handrava tanteraka"

ny anaran'Israely

Eto ny hoe "ny anran'Israely" dia ilazana ny Israely rehetra sy ireo mponiny. DH: "ny vahoaka Israelita"

ambany lanitra

"ambonin'ny tany"

novonjeny tamin'ny alalan'ny tanan'i Jeroboama zanak'i Joasy kosa izy ireo

Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny hoe "hery." Nandresy ireo fahavalon'Israely i Jeroboama sy ny tafiny. DH: "namela an'i Jeroboama mpanjaka sy ny tafiny andresy azy ireo Izy"