# izay tena nangidy Ny hamafin'ny fijaliana dia resahina toy ny hoe tsiro mangidy. DH: "izay tena mafy tokoa" # tsy nisy mpanavotra ny Israely "tsy nisy olona afaka namojy an'Israely" # hanimba Ny fandravan'i Yaveh tanteraka ny Israely dia resahina toy ny hoe nofafany tamin'ny fitafiana izy ireo. DH: "handrava tanteraka" # ny anaran'Israely Eto ny hoe "ny anran'Israely" dia ilazana ny Israely rehetra sy ireo mponiny. DH: "ny vahoaka Israelita" # ambany lanitra "ambonin'ny tany" # novonjeny tamin'ny alalan'ny tanan'i Jeroboama zanak'i Joasy kosa izy ireo Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny hoe "hery." Nandresy ireo fahavalon'Israely i Jeroboama sy ny tafiny. DH: "namela an'i Jeroboama mpanjaka sy ny tafiny andresy azy ireo Izy"