plt_tn/2ki/14/26.md

24 lines
747 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay tena nangidy
Ny hamafin'ny fijaliana dia resahina toy ny hoe tsiro mangidy. DH: "izay tena mafy tokoa"
# tsy nisy mpanavotra ny Israely
"tsy nisy olona afaka namojy an'Israely"
# hanimba
Ny fandravan'i Yaveh tanteraka ny Israely dia resahina toy ny hoe nofafany tamin'ny fitafiana izy ireo. DH: "handrava tanteraka"
# ny anaran'Israely
Eto ny hoe "ny anran'Israely" dia ilazana ny Israely rehetra sy ireo mponiny. DH: "ny vahoaka Israelita"
# ambany lanitra
"ambonin'ny tany"
# novonjeny tamin'ny alalan'ny tanan'i Jeroboama zanak'i Joasy kosa izy ireo
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny hoe "hery." Nandresy ireo fahavalon'Israely i Jeroboama sy ny tafiny. DH: "namela an'i Jeroboama mpanjaka sy ny tafiny andresy azy ireo Izy"