plt_tn/2ki/14/11.md

672 B

Fa tsy nihaino i Amazia

Eto ny hoe "mihaino" dia ilazana ny hoe mankatò fampitandremana. DH: "Na dia izany aza dia tsy nankatò y fampitandreman'i Joasy i Amazia"

Ka nanafika i Joasy mpanjakan'Israely ary nifanatri-tava tao Bety Semesy izy sy Amazia

Niaraka nifandrina tamin'izy ireo ny tafik'izy ireo. DH: "Ka nandeha niady tamin'i Amazia sy ny tafiny i Joasy sy ny tafiny ary nifanandrina izy ireo"

Beti-semesy

Izany dia tanàn-dehibe any Joda akaikin'ny sisin-tanin'Israely.

Resin'Israely i Joda

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nandresy an'i Joda i Israely"

nandositra nody ny lehilahy rehetra

"nitsoaka nody ny lehilahy rehetran'i Joda"