plt_tn/2ki/14/11.md

20 lines
672 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa tsy nihaino i Amazia
Eto ny hoe "mihaino" dia ilazana ny hoe mankatò fampitandremana. DH: "Na dia izany aza dia tsy nankatò y fampitandreman'i Joasy i Amazia"
# Ka nanafika i Joasy mpanjakan'Israely ary nifanatri-tava tao Bety Semesy izy sy Amazia
Niaraka nifandrina tamin'izy ireo ny tafik'izy ireo. DH: "Ka nandeha niady tamin'i Amazia sy ny tafiny i Joasy sy ny tafiny ary nifanandrina izy ireo"
# Beti-semesy
Izany dia tanàn-dehibe any Joda akaikin'ny sisin-tanin'Israely.
# Resin'Israely i Joda
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nandresy an'i Joda i Israely"
# nandositra nody ny lehilahy rehetra
"nitsoaka nody ny lehilahy rehetran'i Joda"