# Fa tsy nihaino i Amazia Eto ny hoe "mihaino" dia ilazana ny hoe mankatò fampitandremana. DH: "Na dia izany aza dia tsy nankatò y fampitandreman'i Joasy i Amazia" # Ka nanafika i Joasy mpanjakan'Israely ary nifanatri-tava tao Bety Semesy izy sy Amazia Niaraka nifandrina tamin'izy ireo ny tafik'izy ireo. DH: "Ka nandeha niady tamin'i Amazia sy ny tafiny i Joasy sy ny tafiny ary nifanandrina izy ireo" # Beti-semesy Izany dia tanàn-dehibe any Joda akaikin'ny sisin-tanin'Israely. # Resin'Israely i Joda Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nandresy an'i Joda i Israely" # nandositra nody ny lehilahy rehetra "nitsoaka nody ny lehilahy rehetran'i Joda"