plt_tn/2ki/12/11.md

28 lines
524 B
Markdown

# teo an-tanan'ireo
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo lehilahy. DH: "an'ireo lehilahy"
# voalanja
"voaisa"
# izay nikarakara ny tempolin'i Yaveh
"izay nanamboatra indray ny tempolin'i Yaveh"
# mpandrafitra
Ireo olona izay manamboatra zavatra vita amin'ny hazo
# mpandrafitra
Ireo olona izay mandrafitra amin'ny vato
# mpikapoka vato
Ireo olona izay mikapoka vato mba hahazoana vato tsara tefy
# ho an'ny zavatra rehetra izay ilaina vidiana hanamboarana izany
"mba handoavana ireo izay mila amboarina indray"