plt_tn/2ki/12/11.md

524 B

teo an-tanan'ireo

Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo lehilahy. DH: "an'ireo lehilahy"

voalanja

"voaisa"

izay nikarakara ny tempolin'i Yaveh

"izay nanamboatra indray ny tempolin'i Yaveh"

mpandrafitra

Ireo olona izay manamboatra zavatra vita amin'ny hazo

mpandrafitra

Ireo olona izay mandrafitra amin'ny vato

mpikapoka vato

Ireo olona izay mikapoka vato mba hahazoana vato tsara tefy

ho an'ny zavatra rehetra izay ilaina vidiana hanamboarana izany

"mba handoavana ireo izay mila amboarina indray"