# teo an-tanan'ireo Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo lehilahy. DH: "an'ireo lehilahy" # voalanja "voaisa" # izay nikarakara ny tempolin'i Yaveh "izay nanamboatra indray ny tempolin'i Yaveh" # mpandrafitra Ireo olona izay manamboatra zavatra vita amin'ny hazo # mpandrafitra Ireo olona izay mandrafitra amin'ny vato # mpikapoka vato Ireo olona izay mikapoka vato mba hahazoana vato tsara tefy # ho an'ny zavatra rehetra izay ilaina vidiana hanamboarana izany "mba handoavana ireo izay mila amboarina indray"