plt_tn/2ki/10/32.md

555 B

nanomboka nametra ny faritr'Israely

"nanomboka nanao izay hifehezan'Israely ny fari-tany mba ho kelikely kokoa"

faritr(a)

"velaran-tany"

Hazaela nandresy

Eto ny hoe "Hazaela" dia manondro azy tenany sy ny tafiny. DH: "Hazaela sy ny tafiny nandresy" na "Hazaela mpanjakan'ny tafika Syriana"

Hazaela

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:7 izany anarana mpanjaka izany.

hatrany Jordana no ho miantsinanana

"hatrany amin'ny tany atsinanan'i Jordana"

Aroera ... Basana

Anaran-toerana avokoa ireo.

Arnona

"ny Renirano Arnona"