plt_tn/2ki/10/32.md

28 lines
555 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanomboka nametra ny faritr'Israely
"nanomboka nanao izay hifehezan'Israely ny fari-tany mba ho kelikely kokoa"
# faritr(a)
"velaran-tany"
# Hazaela nandresy
Eto ny hoe "Hazaela" dia manondro azy tenany sy ny tafiny. DH: "Hazaela sy ny tafiny nandresy" na "Hazaela mpanjakan'ny tafika Syriana"
# Hazaela
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:7 izany anarana mpanjaka izany.
# hatrany Jordana no ho miantsinanana
"hatrany amin'ny tany atsinanan'i Jordana"
# Aroera ... Basana
Anaran-toerana avokoa ireo.
# Arnona
"ny Renirano Arnona"