# nanomboka nametra ny faritr'Israely "nanomboka nanao izay hifehezan'Israely ny fari-tany mba ho kelikely kokoa" # faritr(a) "velaran-tany" # Hazaela nandresy Eto ny hoe "Hazaela" dia manondro azy tenany sy ny tafiny. DH: "Hazaela sy ny tafiny nandresy" na "Hazaela mpanjakan'ny tafika Syriana" # Hazaela Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:7 izany anarana mpanjaka izany. # hatrany Jordana no ho miantsinanana "hatrany amin'ny tany atsinanan'i Jordana" # Aroera ... Basana Anaran-toerana avokoa ireo. # Arnona "ny Renirano Arnona"