plt_tn/2ki/09/23.md

16 lines
344 B
Markdown

# navilin'i Jorama ny kalesiny ka nandositra
"namilvily ny kalesiny mba hahafahany mandositra"
# fitaka
"fisolokiana na fahadisoam-panantenana"
# tamin'ny heriny rehetra
"tamin'ny heriny manontolo"
# nianjera avy teo amin'ny kalesy izy
Maty voatsatoky ny zana-tsipìka i Jorama. DH: "Maty i Jorama ary nianjera avy teo amin'ny kalesiny"