plt_tn/2ki/09/23.md

344 B

navilin'i Jorama ny kalesiny ka nandositra

"namilvily ny kalesiny mba hahafahany mandositra"

fitaka

"fisolokiana na fahadisoam-panantenana"

tamin'ny heriny rehetra

"tamin'ny heriny manontolo"

nianjera avy teo amin'ny kalesy izy

Maty voatsatoky ny zana-tsipìka i Jorama. DH: "Maty i Jorama ary nianjera avy teo amin'ny kalesiny"