# navilin'i Jorama ny kalesiny ka nandositra "namilvily ny kalesiny mba hahafahany mandositra" # fitaka "fisolokiana na fahadisoam-panantenana" # tamin'ny heriny rehetra "tamin'ny heriny manontolo" # nianjera avy teo amin'ny kalesy izy Maty voatsatoky ny zana-tsipìka i Jorama. DH: "Maty i Jorama ary nianjera avy teo amin'ny kalesiny"