plt_tn/2ki/09/19.md

881 B

Ary nandefa mpitaingin-tsoavaly iray faharoa izy, izay nankeny amin'izy ireo

"Naniraka mpitondra hafatra iray faharoa nitaingin-tsoavaly i Jorama mpanjaka, izay noviaka mba hihaona amin'i Jeho sy ny tafiny"

faharoa

"faha 2"

Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana?

Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany amin'ilay mpitondra hafatra fa tsy mahakasika azy izany na tonga hiavana izy na tsia. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:17 izany fanontaniana izany. DH: "Tsy mahakasika anao izany na tonga hiavana aza aho!" na "Tsy tokony ianao no hahafantatra raha tonga hiavana aho!"

Fa ny lalana izay nitondràna kalesy no lalana nandehan'i Jeho zanaka lahin'i Nismy; dia nirifatra mafy izy

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Satria nentin'ilay mpitondra kalesy tany amin'ny lalana izay nandehanan'i Jeho zanak'i Nimsy ny kalesy"