plt_tn/2ki/09/19.md

16 lines
881 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary nandefa mpitaingin-tsoavaly iray faharoa izy, izay nankeny amin'izy ireo
"Naniraka mpitondra hafatra iray faharoa nitaingin-tsoavaly i Jorama mpanjaka, izay noviaka mba hihaona amin'i Jeho sy ny tafiny"
# faharoa
"faha 2"
# Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana?
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany amin'ilay mpitondra hafatra fa tsy mahakasika azy izany na tonga hiavana izy na tsia. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:17 izany fanontaniana izany. DH: "Tsy mahakasika anao izany na tonga hiavana aza aho!" na "Tsy tokony ianao no hahafantatra raha tonga hiavana aho!"
# Fa ny lalana izay nitondràna kalesy no lalana nandehan'i Jeho zanaka lahin'i Nismy; dia nirifatra mafy izy
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Satria nentin'ilay mpitondra kalesy tany amin'ny lalana izay nandehanan'i Jeho zanak'i Nimsy ny kalesy"