# Ary nandefa mpitaingin-tsoavaly iray faharoa izy, izay nankeny amin'izy ireo "Naniraka mpitondra hafatra iray faharoa nitaingin-tsoavaly i Jorama mpanjaka, izay noviaka mba hihaona amin'i Jeho sy ny tafiny" # faharoa "faha 2" # Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana? Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany amin'ilay mpitondra hafatra fa tsy mahakasika azy izany na tonga hiavana izy na tsia. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:17 izany fanontaniana izany. DH: "Tsy mahakasika anao izany na tonga hiavana aza aho!" na "Tsy tokony ianao no hahafantatra raha tonga hiavana aho!" # Fa ny lalana izay nitondrĂ na kalesy no lalana nandehan'i Jeho zanaka lahin'i Nismy; dia nirifatra mafy izy Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Satria nentin'ilay mpitondra kalesy tany amin'ny lalana izay nandehanan'i Jeho zanak'i Nimsy ny kalesy"