plt_tn/2ki/08/16.md

20 lines
560 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Tonga mpanjakan'i Joda i Jehorama.
# Tamin'ny taona fahadimy nanjakan'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba
Izany dia manoritsoritra ny fotoana izay nanombohan'i Jehorama nanjaka amin'ny filazana ny fe-potoana izay nanjakan'i Jorama, mpanjakan'i Joda tamin'izany fotoana izany. DH: "tamin'ny taona fahadimy izay naha-mpanjakan'Israely an'i Jorama zanak'i Ahaba"
# taona fahadimy
"taona faha 5"
# nanomboka nanjaka i Jehorama
tonga mpanjakan'i Joda i Jehorama zanaka lahin'i Josafata
# roa amby telopolo taona
"32 taona"