# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Tonga mpanjakan'i Joda i Jehorama. # Tamin'ny taona fahadimy nanjakan'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba Izany dia manoritsoritra ny fotoana izay nanombohan'i Jehorama nanjaka amin'ny filazana ny fe-potoana izay nanjakan'i Jorama, mpanjakan'i Joda tamin'izany fotoana izany. DH: "tamin'ny taona fahadimy izay naha-mpanjakan'Israely an'i Jorama zanak'i Ahaba" # taona fahadimy "taona faha 5" # nanomboka nanjaka i Jehorama tonga mpanjakan'i Joda i Jehorama zanaka lahin'i Josafata # roa amby telopolo taona "32 taona"