plt_tn/2ki/08/16.md

560 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Tonga mpanjakan'i Joda i Jehorama.

Tamin'ny taona fahadimy nanjakan'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba

Izany dia manoritsoritra ny fotoana izay nanombohan'i Jehorama nanjaka amin'ny filazana ny fe-potoana izay nanjakan'i Jorama, mpanjakan'i Joda tamin'izany fotoana izany. DH: "tamin'ny taona fahadimy izay naha-mpanjakan'Israely an'i Jorama zanak'i Ahaba"

taona fahadimy

"taona faha 5"

nanomboka nanjaka i Jehorama

tonga mpanjakan'i Joda i Jehorama zanaka lahin'i Josafata

roa amby telopolo taona

"32 taona"