plt_tn/2ki/08/07.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Beni-hadada
Izany ny anaran'ny mpanjakan'i Syria. Ny anarany dia midika hoe "zanak'i Adada." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:24 izany anaran-dehilahy izany.
# Hazaela
Anaran-dehilahy izany.
# Mitondrà fanomezana
Nitondra fanomezana maro be i Hazaela, fa tsy iray akory. DH: "Mitondrà fanomezana maro be"
# eny an-tananao
Ny andian-teny hoe "eny an-tananao" dia fomba fiteny izay aminy dia midika hoe "mitondra fanomezana miaraka aminy". DH: "miaraka aminao"
# ilay lehilahin'Andriamanitra
"Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra"
# manontania an'i Yaveh amin'ny alalany, manao hoe
"angataho i Elisa mba hanontany an'i Yaveh"
# nentina rameva efapolo
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "rameva efapolo no nitondra izany"
# rameva efapolo
"rameva 40"
# Ny zanakao lahy Beni-hadada mpanjakan'i Syria
Tsy tena zanak'i Elisa i Beni-hadada, fa izany no niantsoan'i Hazaela azy mba hanehoana fa mifandray akaiky izy ireo. DH: "Beni-hadada, ilay mpanjakan'i Syria, izay entinao toy ny zanakao"