# Beni-hadada Izany ny anaran'ny mpanjakan'i Syria. Ny anarany dia midika hoe "zanak'i Adada." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:24 izany anaran-dehilahy izany. # Hazaela Anaran-dehilahy izany. # MitondrĂ  fanomezana Nitondra fanomezana maro be i Hazaela, fa tsy iray akory. DH: "MitondrĂ  fanomezana maro be" # eny an-tananao Ny andian-teny hoe "eny an-tananao" dia fomba fiteny izay aminy dia midika hoe "mitondra fanomezana miaraka aminy". DH: "miaraka aminao" # ilay lehilahin'Andriamanitra "Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra" # manontania an'i Yaveh amin'ny alalany, manao hoe "angataho i Elisa mba hanontany an'i Yaveh" # nentina rameva efapolo Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "rameva efapolo no nitondra izany" # rameva efapolo "rameva 40" # Ny zanakao lahy Beni-hadada mpanjakan'i Syria Tsy tena zanak'i Elisa i Beni-hadada, fa izany no niantsoan'i Hazaela azy mba hanehoana fa mifandray akaiky izy ireo. DH: "Beni-hadada, ilay mpanjakan'i Syria, izay entinao toy ny zanakao"