plt_tn/2ki/08/07.md

1.0 KiB

Beni-hadada

Izany ny anaran'ny mpanjakan'i Syria. Ny anarany dia midika hoe "zanak'i Adada." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:24 izany anaran-dehilahy izany.

Hazaela

Anaran-dehilahy izany.

Mitondrà fanomezana

Nitondra fanomezana maro be i Hazaela, fa tsy iray akory. DH: "Mitondrà fanomezana maro be"

eny an-tananao

Ny andian-teny hoe "eny an-tananao" dia fomba fiteny izay aminy dia midika hoe "mitondra fanomezana miaraka aminy". DH: "miaraka aminao"

ilay lehilahin'Andriamanitra

"Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra"

manontania an'i Yaveh amin'ny alalany, manao hoe

"angataho i Elisa mba hanontany an'i Yaveh"

nentina rameva efapolo

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "rameva efapolo no nitondra izany"

rameva efapolo

"rameva 40"

Ny zanakao lahy Beni-hadada mpanjakan'i Syria

Tsy tena zanak'i Elisa i Beni-hadada, fa izany no niantsoan'i Hazaela azy mba hanehoana fa mifandray akaiky izy ireo. DH: "Beni-hadada, ilay mpanjakan'i Syria, izay entinao toy ny zanakao"