plt_tn/2ki/08/05.md

16 lines
775 B
Markdown

# nameloman'i Elisa ilay zaza izay efa maty
"namerenan'i Elisa indray ny ain'ilay zaza izay efa maty"
# ny amin'ny tranony sy ny taniny
Raha lasa nandeha ilay vehivavy, dia nogiazana ny tranony sy ny fananany. Niangavy azy ireo izy mba hamerina izany aminy. Azo azavaina ny tena hevitr'izany andian-teny izany. DH: "ny mba hamerenana aminy ny tranony sy ny fananany"
# momba ny zanany
Ny tantaran'ilay fahafatesan'ny zanany sy ny namerenan'i Elisa indray ny ainy no lazaina amin'izany. Azo azavaina ny dikan'izany andian-teny izany. DH: "momba izay nanjo ny zanany"
# ny vokatry ny sahany rehetra
Izany dia sarinteny ilazana ny habetsaky ny vola sandan'ireo vokatry ny sahany raha mbola tsy teo an-toerana izy. DH: "ny tombony rehetra avy amin'ireo vokatry ny sahany"