# nameloman'i Elisa ilay zaza izay efa maty "namerenan'i Elisa indray ny ain'ilay zaza izay efa maty" # ny amin'ny tranony sy ny taniny Raha lasa nandeha ilay vehivavy, dia nogiazana ny tranony sy ny fananany. Niangavy azy ireo izy mba hamerina izany aminy. Azo azavaina ny tena hevitr'izany andian-teny izany. DH: "ny mba hamerenana aminy ny tranony sy ny fananany" # momba ny zanany Ny tantaran'ilay fahafatesan'ny zanany sy ny namerenan'i Elisa indray ny ainy no lazaina amin'izany. Azo azavaina ny dikan'izany andian-teny izany. DH: "momba izay nanjo ny zanany" # ny vokatry ny sahany rehetra Izany dia sarinteny ilazana ny habetsaky ny vola sandan'ireo vokatry ny sahany raha mbola tsy teo an-toerana izy. DH: "ny tombony rehetra avy amin'ireo vokatry ny sahany"