plt_tn/2ki/06/20.md

846 B

Ary rehefa

"Ary nony"

sokafy ny mason'ireo olona ireo mba hahafahan'izy ireo mahita

Nangataka tamin'i Yaveh i Elisa mba hanao izay ampahita tsara indray ireo olona. DH: "aoka mba hahiratra ireo lehilahy ireo."

Dia nosokafan'i Yaveh ny mason'izy ireo ka nahita izy ireo

Namela ireo lehilahy hahiratra tsara indray Yaveh. DH: "Nanaisotra ny fahajamban'izy ireo Yaveh" na "Namela azy ireo hahita tsara i Yaveh"

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa tsy nampoizin'ireo Syriana ny zavatra hitan'izy ireo.

rehefa nahita azy ireo izy

"rehefa nahita ireo miaramila Syriana izy"

Ry raiko

Niresaka tamin'i Elisa ilay mpanjaka ary niantso azy azy hoe "ray" mba ho fanajana azy.

Tokony hovonoiko ve izy ireo?

Eto ny mpanjaka dia misolo tena ny tafiny. DH: "Tokony hibaiko ny tafiko mba hamono ireo miaramila fahavalo ve aho"