# Ary rehefa "Ary nony" # sokafy ny mason'ireo olona ireo mba hahafahan'izy ireo mahita Nangataka tamin'i Yaveh i Elisa mba hanao izay ampahita tsara indray ireo olona. DH: "aoka mba hahiratra ireo lehilahy ireo." # Dia nosokafan'i Yaveh ny mason'izy ireo ka nahita izy ireo Namela ireo lehilahy hahiratra tsara indray Yaveh. DH: "Nanaisotra ny fahajamban'izy ireo Yaveh" na "Namela azy ireo hahita tsara i Yaveh" # indro Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa tsy nampoizin'ireo Syriana ny zavatra hitan'izy ireo. # rehefa nahita azy ireo izy "rehefa nahita ireo miaramila Syriana izy" # Ry raiko Niresaka tamin'i Elisa ilay mpanjaka ary niantso azy azy hoe "ray" mba ho fanajana azy. # Tokony hovonoiko ve izy ireo? Eto ny mpanjaka dia misolo tena ny tafiny. DH: "Tokony hibaiko ny tafiko mba hamono ireo miaramila fahavalo ve aho"