plt_tn/2ki/06/20.md

28 lines
846 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary rehefa
"Ary nony"
# sokafy ny mason'ireo olona ireo mba hahafahan'izy ireo mahita
Nangataka tamin'i Yaveh i Elisa mba hanao izay ampahita tsara indray ireo olona. DH: "aoka mba hahiratra ireo lehilahy ireo."
# Dia nosokafan'i Yaveh ny mason'izy ireo ka nahita izy ireo
Namela ireo lehilahy hahiratra tsara indray Yaveh. DH: "Nanaisotra ny fahajamban'izy ireo Yaveh" na "Namela azy ireo hahita tsara i Yaveh"
# indro
Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa tsy nampoizin'ireo Syriana ny zavatra hitan'izy ireo.
# rehefa nahita azy ireo izy
"rehefa nahita ireo miaramila Syriana izy"
# Ry raiko
Niresaka tamin'i Elisa ilay mpanjaka ary niantso azy azy hoe "ray" mba ho fanajana azy.
# Tokony hovonoiko ve izy ireo?
Eto ny mpanjaka dia misolo tena ny tafiny. DH: "Tokony hibaiko ny tafiko mba hamono ireo miaramila fahavalo ve aho"