plt_tn/2ki/03/24.md

939 B

tobin'Israely

Eto ny hoe "Israely" dia ilazana ireo miaramilan'Israely fotsiny ihany fa tsy ny firenena Israely manontolo akory. DH: "Ny toerana izay nananganan'ireo miaramila Israelita ny lain'izy ireo" (UDB)

nanampoka ... ny Israelita

Eto ny hoe "Israely" dia ilazana ireo miaramilan'Israely fotsiny ihany fa tsy ny firenena Israely manontolo akory. DH: "nanampoka ... ireo miaramila Israelita"

nandositra teo anatrehany

"nandositra azy ireo"

Kira-haresa

Renivohitr'i Moaba.

Kira-haresa sisa no tavela tsy nihetsika ny vatony

Ireo manda sy ireo fanorenana lehiben'ny tanàna dia vita tamin'ny vato. Azo azavaina ny hevitr'izany fehezanteny izany. DH: "mbola teo amin'ny toerany ihany ny rindrim-bato sy ireo fanorenana lehibe"

antsamotady

Ny "antsamotady" dia vita avy amin'ny hodi-biby, misy tady lava amin'ny tendrony roa, ka amin'izany no ametrahana ny vato na zavatra mafy azo atoraka amin'ny toerana lavitra.