# tobin'Israely Eto ny hoe "Israely" dia ilazana ireo miaramilan'Israely fotsiny ihany fa tsy ny firenena Israely manontolo akory. DH: "Ny toerana izay nananganan'ireo miaramila Israelita ny lain'izy ireo" (UDB) # nanampoka ... ny Israelita Eto ny hoe "Israely" dia ilazana ireo miaramilan'Israely fotsiny ihany fa tsy ny firenena Israely manontolo akory. DH: "nanampoka ... ireo miaramila Israelita" # nandositra teo anatrehany "nandositra azy ireo" # Kira-haresa Renivohitr'i Moaba. # Kira-haresa sisa no tavela tsy nihetsika ny vatony Ireo manda sy ireo fanorenana lehiben'ny tanĂ na dia vita tamin'ny vato. Azo azavaina ny hevitr'izany fehezanteny izany. DH: "mbola teo amin'ny toerany ihany ny rindrim-bato sy ireo fanorenana lehibe" # antsamotady Ny "antsamotady" dia vita avy amin'ny hodi-biby, misy tady lava amin'ny tendrony roa, ka amin'izany no ametrahana ny vato na zavatra mafy azo atoraka amin'ny toerana lavitra.