plt_tn/2ki/03/24.md

24 lines
939 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tobin'Israely
Eto ny hoe "Israely" dia ilazana ireo miaramilan'Israely fotsiny ihany fa tsy ny firenena Israely manontolo akory. DH: "Ny toerana izay nananganan'ireo miaramila Israelita ny lain'izy ireo" (UDB)
# nanampoka ... ny Israelita
Eto ny hoe "Israely" dia ilazana ireo miaramilan'Israely fotsiny ihany fa tsy ny firenena Israely manontolo akory. DH: "nanampoka ... ireo miaramila Israelita"
# nandositra teo anatrehany
"nandositra azy ireo"
# Kira-haresa
Renivohitr'i Moaba.
# Kira-haresa sisa no tavela tsy nihetsika ny vatony
Ireo manda sy ireo fanorenana lehiben'ny tanàna dia vita tamin'ny vato. Azo azavaina ny hevitr'izany fehezanteny izany. DH: "mbola teo amin'ny toerany ihany ny rindrim-bato sy ireo fanorenana lehibe"
# antsamotady
Ny "antsamotady" dia vita avy amin'ny hodi-biby, misy tady lava amin'ny tendrony roa, ka amin'izany no ametrahana ny vato na zavatra mafy azo atoraka amin'ny toerana lavitra.