plt_tn/2co/10/17.md

16 lines
429 B
Markdown

# hirehareha ao amin'ny Tompo
"mirehareha ny amin'izay nataon'ny Tompo"
# manolotra ny tenany
Izany dia midika fa mangataka ny olona tsirairay izay mandre azy hanapa-kevitra raha marina izy na diso.
# no ankatoavina
Azo adika hoe DH: "izay ankatoavin'ny Tompo"
# ilay iray izay natolotry ny Tompo
Afaka ataonao mazava kokoa ny fampahafantarana eto. DH: "ilay iray izay notendren'ny Tompo dia ilay iray izay eken'ny Tompo"