plt_tn/2co/10/17.md

429 B

hirehareha ao amin'ny Tompo

"mirehareha ny amin'izay nataon'ny Tompo"

manolotra ny tenany

Izany dia midika fa mangataka ny olona tsirairay izay mandre azy hanapa-kevitra raha marina izy na diso.

no ankatoavina

Azo adika hoe DH: "izay ankatoavin'ny Tompo"

ilay iray izay natolotry ny Tompo

Afaka ataonao mazava kokoa ny fampahafantarana eto. DH: "ilay iray izay notendren'ny Tompo dia ilay iray izay eken'ny Tompo"