# hirehareha ao amin'ny Tompo "mirehareha ny amin'izay nataon'ny Tompo" # manolotra ny tenany Izany dia midika fa mangataka ny olona tsirairay izay mandre azy hanapa-kevitra raha marina izy na diso. # no ankatoavina Azo adika hoe DH: "izay ankatoavin'ny Tompo" # ilay iray izay natolotry ny Tompo Afaka ataonao mazava kokoa ny fampahafantarana eto. DH: "ilay iray izay notendren'ny Tompo dia ilay iray izay eken'ny Tompo"