plt_tn/2co/05/09.md

24 lines
521 B
Markdown

# na any an-trano isika na lavitra izany
DH: "na ao an-trano miaraka amin'ny Tompo isika na lavitry ny Tompo"
# mba hahafinaritra Azy
"mba hampifaly ny Tompo"
# eo alohan'ny seza fitsaràn'i Kristy
"mba ho tsaraina eo anatrehan'i Kristy"
# ahazoan'ny tsirairay izay mifanaraka
"mba handraisan'ny tsirairay izay mendrika azy"
# zava-bita tao amin'ny vatana
Azo atao hoe DH: "Ireo zavatra izay vitany tamin'ny vatan'olombelona"
# na ho amin'ny tsara na ho amin'ny ratsy
"na ho amin'ireo zavatra tsara na ratsy"