# na any an-trano isika na lavitra izany DH: "na ao an-trano miaraka amin'ny Tompo isika na lavitry ny Tompo" # mba hahafinaritra Azy "mba hampifaly ny Tompo" # eo alohan'ny seza fitsaràn'i Kristy "mba ho tsaraina eo anatrehan'i Kristy" # ahazoan'ny tsirairay izay mifanaraka "mba handraisan'ny tsirairay izay mendrika azy" # zava-bita tao amin'ny vatana Azo atao hoe DH: "Ireo zavatra izay vitany tamin'ny vatan'olombelona" # na ho amin'ny tsara na ho amin'ny ratsy "na ho amin'ireo zavatra tsara na ratsy"