plt_tn/2co/05/09.md

521 B

na any an-trano isika na lavitra izany

DH: "na ao an-trano miaraka amin'ny Tompo isika na lavitry ny Tompo"

mba hahafinaritra Azy

"mba hampifaly ny Tompo"

eo alohan'ny seza fitsaràn'i Kristy

"mba ho tsaraina eo anatrehan'i Kristy"

ahazoan'ny tsirairay izay mifanaraka

"mba handraisan'ny tsirairay izay mendrika azy"

zava-bita tao amin'ny vatana

Azo atao hoe DH: "Ireo zavatra izay vitany tamin'ny vatan'olombelona"

na ho amin'ny tsara na ho amin'ny ratsy

"na ho amin'ireo zavatra tsara na ratsy"