plt_tn/2co/04/13.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fa manana fanahin'ny finoana mitovy
"toe-pinoana mitovy." Eto ny teny hoe "fanahy" dia manambara ny fihetsikin'ny olona iray sy ny toetra.
# araka izay voasoratra
Azo atao hoe DH: "araka ilay iray izay nanoratra ireo teny ireo"
# Nino aho, ary dia niteny aho
Izany dia teny nalaina avy tao amin'ny Salamo.
# ilay iray izay nanangana ny Tompo Jesosy
Eto ny teny hoe "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra izay nanangana ny Tompo Jesosy tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana"
# hitondranay miaraka
Tsy ao anatin'ny mpisolo-tena tampisaka "-nay" iro Korintiana.
# Ny zava-drehetra dia ho anareo
Eto ny teny hoe "ny zavatra rehetra" dia maneho ny fijaliana rehetra izay nofaritan'i Paoly tao amin'ny andininy teo aloha.
# ny fahasoavana voaparitaka tamin'ny olona maro
Azo atao hoe DH: "tahaka ny nanamparitahan'Andriamanitra ny fahasoaany tamin'ny olona maro"
# hitomboan'ny fanomezam-pisaorana
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra izay afaka mitombo bebe kokoa ny fanomezam-pisaorana. DH: "mba ho olona maro hatrany hatrany no hanome fisaorana"