plt_tn/2co/04/13.md

1.1 KiB

Fa manana fanahin'ny finoana mitovy

"toe-pinoana mitovy." Eto ny teny hoe "fanahy" dia manambara ny fihetsikin'ny olona iray sy ny toetra.

araka izay voasoratra

Azo atao hoe DH: "araka ilay iray izay nanoratra ireo teny ireo"

Nino aho, ary dia niteny aho

Izany dia teny nalaina avy tao amin'ny Salamo.

ilay iray izay nanangana ny Tompo Jesosy

Eto ny teny hoe "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra izay nanangana ny Tompo Jesosy tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana"

hitondranay miaraka

Tsy ao anatin'ny mpisolo-tena tampisaka "-nay" iro Korintiana.

Ny zava-drehetra dia ho anareo

Eto ny teny hoe "ny zavatra rehetra" dia maneho ny fijaliana rehetra izay nofaritan'i Paoly tao amin'ny andininy teo aloha.

ny fahasoavana voaparitaka tamin'ny olona maro

Azo atao hoe DH: "tahaka ny nanamparitahan'Andriamanitra ny fahasoaany tamin'ny olona maro"

hitomboan'ny fanomezam-pisaorana

Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra izay afaka mitombo bebe kokoa ny fanomezam-pisaorana. DH: "mba ho olona maro hatrany hatrany no hanome fisaorana"