# Fa manana fanahin'ny finoana mitovy "toe-pinoana mitovy." Eto ny teny hoe "fanahy" dia manambara ny fihetsikin'ny olona iray sy ny toetra. # araka izay voasoratra Azo atao hoe DH: "araka ilay iray izay nanoratra ireo teny ireo" # Nino aho, ary dia niteny aho Izany dia teny nalaina avy tao amin'ny Salamo. # ilay iray izay nanangana ny Tompo Jesosy Eto ny teny hoe "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra izay nanangana ny Tompo Jesosy tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana" # hitondranay miaraka Tsy ao anatin'ny mpisolo-tena tampisaka "-nay" iro Korintiana. # Ny zava-drehetra dia ho anareo Eto ny teny hoe "ny zavatra rehetra" dia maneho ny fijaliana rehetra izay nofaritan'i Paoly tao amin'ny andininy teo aloha. # ny fahasoavana voaparitaka tamin'ny olona maro Azo atao hoe DH: "tahaka ny nanamparitahan'Andriamanitra ny fahasoaany tamin'ny olona maro" # hitomboan'ny fanomezam-pisaorana Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra izay afaka mitombo bebe kokoa ny fanomezam-pisaorana. DH: "mba ho olona maro hatrany hatrany no hanome fisaorana"