plt_tn/2ch/35/01.md

319 B

andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany

Ity dia volana voalohan'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana Aprily eo amin'ny tetiandro Tavaratra.

Napetrany teny amin'ny fitoerany ireo mpisorona

D.H: "Niresaka tamin'ireo mpisorona izay asa hatao Izy."