plt_tn/2ch/35/01.md

8 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany
Ity dia volana voalohan'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana Aprily eo amin'ny tetiandro Tavaratra.
# Napetrany teny amin'ny fitoerany ireo mpisorona
D.H: "Niresaka tamin'ireo mpisorona izay asa hatao Izy."