# andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany Ity dia volana voalohan'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana Aprily eo amin'ny tetiandro Tavaratra. # Napetrany teny amin'ny fitoerany ireo mpisorona D.H: "Niresaka tamin'ireo mpisorona izay asa hatao Izy."