plt_tn/2ch/34/31.md

16 lines
496 B
Markdown

# Nitsangana teo amin'ny fitoerany
D.H: "nijoro teo amin'izay niheritreretany hijoroany teo amin'ny varavaran'ny tempoly izy"
# amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra
Ireo andian-teny roa miaraka ireo dia fomba fiteny izay maneho ny maha olona rehetra. D.H: "ny aminy rehetra" na "ny fony manontolo"
# ny olona rehetra izay hita tao Jerosalema sy Benjamina
D.H: "ny olona rehetra izay nitoetra tao Jerosalema sy Benjamina"
# mba hanaiky ilay fanekena.
D.H: "mba hankatò ny fanekena"