# Nitsangana teo amin'ny fitoerany D.H: "nijoro teo amin'izay niheritreretany hijoroany teo amin'ny varavaran'ny tempoly izy" # amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra Ireo andian-teny roa miaraka ireo dia fomba fiteny izay maneho ny maha olona rehetra. D.H: "ny aminy rehetra" na "ny fony manontolo" # ny olona rehetra izay hita tao Jerosalema sy Benjamina D.H: "ny olona rehetra izay nitoetra tao Jerosalema sy Benjamina" # mba hanaiky ilay fanekena. D.H: "mba hankatò ny fanekena"